top of page

Fetin’ny mozika Hankalaza ny 2 taonany ny orinasa Tady

Dernière mise à jour : 4 févr. 2022


Ao anatin’ny fankalazana ny faha 2 taonany no sady fanamarihana ny fetin’ny mozika ihany koa dia misy ny fihaonana ombana lanonana feno fifanakalozana

Nampitondraina ny anarana hoe “Let’s Chill” hanasan’ny avy eo anivon’ny orinasa Tady ireo mpankafy mozika rehetra. Ho tontosaina etsy amin’ny Kafé Smooth Ambohimahitsy izany ny sabotsy 19 jona izao. Orinasa kely mpanao irony fanaingoana zava-maneno akostika na “ukuleles” sy “guitaleles personnalisés” irony moa ny Tady, raha ny fanazavan’ny mpanangana azy, Kanto Rabemarivo. Tady satria zava-maneno misy tady ary mampifandray zavakanto sy revy miisa 2 dia ny mozika sy kisarisary, hoy hatrany ny fanazavana.

J. Mirija

Comments


  • Facebook
  • Instagram

TADY

Handmabe Custom String Instruments / Made in Madagascar

-

10-2023

bottom of page